<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Izaho mino ny
 MPAMORONA,
 Mpanao ny tany sy ny lanitra ;
 Izaho manam-panorenana,
 Fa manan-dRay arý
 an-danitra.

[V2]
 Izaho mino ny
 MPANAVOTRA,
 Ny rany masina no mamiko,
 Ny momba Azy dia sambatra,
 Ny diany no mba harahiko.

[V3]
 Inoako ny MPANAMASINA,
 Mpananatro sy Masoandroko ;
 Izaho omeny afo masina,
 Mba ho madio ny fiainako.</lyrics>
<title>Izaho mino ny Mpamorona FFPM492</title>
<hymn_number>492</hymn_number>
</song>